Entry | 1 aiay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro 4 [1.1] Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara |
Explanations in English |
5 [1.2] the aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. |
Explanations in French |
6 [1.54] aye-aye 7 [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis) |
Examples |
8 Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436#] |
Vocabulary |
9 Zoology: mammals |
Other spellings | 10 ahay, hahay, haihay |
Synonyms | 11 aingitra |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
89 The Lemurs |
Anagrams | 90 |
Updated on 2025/01/21 |