Entry (1/2) | 1 babakoto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1] |
Explanations in English |
4 the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus. [1.2] 5 indri (Indri indri) [2.233] |
Explanations in French |
6 lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire) [1.3] 7 nom d'une espèce de lémurien. [Tankarana] [1.19] 8 lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) [1.5] |
Examples |
9 Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649#18] 10 Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73] |
Vocabulary |
11 Zoology: mammals |
Synonyms | 12 amboanala, endrina |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Scientific name |
|
Quotes | 92 Texts mentioning babakoto |
Tables and plates |
93 The Lemurs |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 96 babakoto |
Part of speech | 97 noun |
Explanations in Malagasy |
98 fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ. [1.1] |
Examples |
99 Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!) [1.5] 100 Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262] |
Anagrams | 101 babakoto, taboboka |
Updated on 2024/10/30 |