|
|
|
|

Entry (1/4)1  fitily
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Explanations in English  5  A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [1.2]
Synonyms  6  fody

Entry (2/4)7  fitily
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Explanations in English  10  [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [1.2]
11  Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [2.233]
Explanations in French  12  microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [2.233]
Synonyms  13  setohy, siba, tilitilivaha, tsiba
Tables and plates  14  The Lemurs

Entry (3/4)15  fitily
Root  16  tily
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [1.1]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (4/4)40  fitily
Root  41  tily
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43  Kofehy taretra mena [1.1]

Updated on 2024/10/30