Entry | 1 amboanala |
Elementary words | 2 amboa, ala |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala |
Explanations in English |
5 [1.2] Generic name for lemurs. 6 [2.233] indri (Indri indri) |
Explanations in French |
7 [1.19] [Tankarana]
sorte de lémurien 8 [1.54] lémur macaco 9 [2.233] indri (Indri indri) |
Examples |
10 Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#] |
Vocabulary |
11 Zoology: mammals |
Synonyms | 12 babakoto, endrina |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
90 The Lemurs |
Anagrams | 91 |
Updated on 2025/01/21 |