|
|
|
|

Entry (1/2)1  amboa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Taisaka] alika
4  [1.1] Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika
Explanations in English  5  [1.2] a dog. [Swa. mboa, a dog.]
6  [1.7] a dog (a Bantu word)
Explanations in French  7  [1.54, 1.13] chien
8  [1.8] chien (mot bantou)
Examples  9  Tsy maniry lambo an'ala
fa manana amboa mahay mihaza
tsy maniry vorona an-danitra
fa tsara basy an-tanana
[2.131]
10  Sady matahotra ahy daholo koa ireo amboa maty ireo, ka raha vao tandindomiko fotsiny ireo dia mangovitra. [2.472]
Vocabulary  11  Zoology: mammals
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
Analogs  16  katritra, batritra, tsaikan' olona, fakon' olona, karin' olona, alika, fandroaka
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  71  Proverbs containing the word amboa
Article  72  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)73  amboa
Part of speech  74  noun
Explanations in French  75  [2.415] Se disait de gens éhontés
Derivatives 
76  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  78 

Updated on 2025/01/21