Entry | maty amboa | |
Elementary words | maty ; amboa | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1] | |
Synonyms | resy amboa ~ velona amboa | |
Updated on 2023/06/20 |