Entry | 1 maty |
Root | 2 faty |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Afaka aina, tsy velona intsony: Maty omaly ilay sakanay be volo Voakapoka mafy: Matin' i Dada aho raha manao izany Tsy afa-miasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ilany ka mandringa izy ~ Maty ny famantaranandroko ~ Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra Tsy mirehitra intsony, milentika, tsy hita intsony (afo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako ~ Efa maty ny masoandro Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin' ny loka izy Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany ~ Fiteny maty izany Asiana izaitsizy: Matin' ny hafanana aho izany Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-pampana: Matin' ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony ~ Matin-kambo ~ Matimatim-boninahitra |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] dead 6 [1.2] gone out as a lamp, or a fire 7 [1.7] paralyzed (of the limbs) |
Explanations in French |
8 [1.3#437, 1.8, 1.196] mort 9 [1.8] paralysé (se dit des membres du corps) 10 [1.196] paralysé |
Examples |
11 Tsy te-ho faty aho! [2.529] 12 voatsipy tany anaty rano avokoa, hono, izy rehetra ka maty. [2.293] 13 Maty marina ireo olona ireo, tompoko! [2.324] 14 Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4] 15 Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 23 dangy, diso, fohatra, jedana, jihitra, jingy, lasaanyaminnyvarotsymifody, lasaanyankoatra, lasanandriamanitra, lasankorazana, latsakaaina, mandryaoambanyrangolahy, manjahana, miamboho, miondambatomangatsiaka, mitsitra, modimandry, nivoakanyvaravarankazokaniditranyvaravarambato, nodyvovoka, tapitraandro, tsymiaina, tsytradrano, rabevoina, ratompokolahy, ratompokovavy |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 161 Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice) |
Proverbs | 162 Proverbs containing the word maty |
Anagrams | 163 |
Updated on 2025/01/21 |