Entry (1/5) | 1 diso |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy marina: Diso izany filazanao izany 4 Meloka: Diso tamin-drainao ianao namaly boraingona azy 5 Tsy nahatratra: Diso fidirana Ilita ka voasazy ~ Diso rasa ianao ka ny taolana sisa ho anao ~ Diso fanantenana izy ka nitoloko 6 Tsy nahita, tsy sendra: Tratra aoriana loatra ianao ka diso azy 7 Tapaka, tsy tonga: Diso hadimiana ianao nandritra ny volana 8 Lavo tamim-pitondmn-tena: Diso tamin' izany tovolahy nanangoly azy izany, hono, i Bako 9 Maty: Ireo dimy ireo ihany ve ny zanakareo ~ Ireo no velona fa nisy roa diso, tompoko 10 Loatra: Diso masaka ireto voankazo ireto ka efa misy simba. [1.1] |
Explanations in English |
11 wrong, mistaken, in error, guilty, absent, missing. Used also in speaking of the death of the relatives of the sovereign. It governs the accusative case in the sense of missing some one, as: diso azy aho [1.2] 12 wrong; absent; lacking [1.7] |
Explanations in French |
13 qui a tort; absent, manquant; faute [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 18 tsontsa, solafaka, lavo |
Compound words |
|
Titles |
23 Diso fetsy (Rakoto Odeam) 24 Ifaralahy diso fangataka (Razam-be) |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word diso |
Entry (2/5) | 26 diso |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 Tsy fanaharan-dalana ara-pitsipika: Be diso ny lahatsoratrao [1.1] |
Explanations in English |
29 an error, failure [1.2] |
Explanations in French |
30 faute [1.8] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 34 diso |
Part of speech | 35 active verb |
Explanations in Malagasy |
36 mikisaka, mifindra toerana [Bara]
[1.78] |
Entry (4/5) | 37 diso |
Part of speech | 38 adjective |
Explanations in Malagasy |
39 maty (olona) [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 40 diso |
Part of speech | 41 Unspecified |
Explanations in English |
42 [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 46 diso, dosy, sody |
Updated on 2023/09/09 |