Entry | 1 hadisoana |
Root | 2 diso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 [1.2] error, guilt, criminality, failure, deficiency 5 [1.7] a mistake, an error; guilt |
Explanations in French |
6 [1.3#108, 1.8] faute 7 [1.3#108] culpabilité 8 [1.8] erreur |
Examples |
9 hadisoana inona no nataony taminao? [2.270#27] 10 Tsy misy olona azo sazina indroa noho ny hadisoana tokana ihany. [2.114#] 11 Noho izany, tsy tsaroako ho nahavita hadisoana tamin' ny vadiko sy ny zanako aho. [2.4#] |
Vocabulary |
12 Emotions |
Morphology |
|
Synonyms | 15 fahadisoana |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word hadisoana |
Anagrams | 17 hadisoana, hodiasana |
Updated on 2023/01/20 |