|
|
|
|

Entry1  tsontsa
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Explanations in French  5  Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Examples  6  Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
7  Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Compound words 

Updated on 2023/08/11