Entry | 1 disoina |
Root | 2 diso |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao 5 Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao 6 Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty [1.2] 8 to be held guilty [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on blâme [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 asidino, disoina, isindao, sidiona |
Updated on 2023/01/20 |