|
|
|
|

Entry1  disoina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy natao marina: Nodisoinao ny marikao ka izany no tsy nahafahanao
Dikaina: Nodisoinao ny lalàna ka hofaizina ianao
Melohina: Disoikony hevitrao, Raondriana
Explanations in English  4  [1.2] to be transgressed, to be erred against, to be offended, to be made guilty
5  [1.7] to be held guilty
Explanations in French  6  [1.8] qu'on blâme
Root  7  diso
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  adisony, andisoy, asidino, asodiny, disoina, idisoan, indaosi, indaosy, isindao, nidisoa, nodisai, sidiona

Updated on 2025/01/21