Entry |
lavo
(la)
|
Part of speech | imperative of passive verb lavina
|
Explanations in English | lavina
[1.2]
|
|
Entry |
lavo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mianjera, potraka [1.78]
|
| Potraka: Nibolisatra izy ka lavo Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy.
[1.1]
|
Explanations in English | Fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2]
|
| Fallen [1.7]
|
Explanations in French | Tombé, déchu [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|