Entry | 1 alavo |
Root | 2 lavo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Azera amin' ny tany, apotraka |
Explanations in English |
5 [1.2] to be thrown down 6 [1.7] to be thrown down, to be felled |
Explanations in French |
7 [1.8] qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) |
Examples |
8 alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#] 9 alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#] 10 ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/28 |