|
|
|
|

Entry1  fahalavoana
Root  2  lavo
Part of speech  3  noun
Examples  4  Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. [2.4]
5  Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245]
6  Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :
Proverbs  9  Proverbs containing the word fahalavoana

Updated on 2023/01/20