Entry | 1 fahalavoana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.4] Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. 4 [2.245] Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. 5 [2.499] Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. |
Root | 6 lavo |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word fahalavoana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |