Entry | 1 potraka |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Lavo: Nisolafaka izy ka potraka 4 Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) 5 Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza 6 Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] |
Explanations in English |
7 fallen, fallen away [1.7] |
Explanations in French |
8 tombé, déchu [1.8] |
Examples |
9 Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa! [2.298#] 10 dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 19 lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka |
Compound words |
|
Anagrams | 21 apotrak, kapotra, potraka |
Updated on 2023/10/07 |