Entry | 1 mikodia |
Root | 2 kodia |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona |
Morphology |
|
Analogs | 9 mikodingy, mikororosy, mikorotsaka |
Compound words |
|
Anagrams | 11 amidiko, dimaiko, mikodia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |