Entry | 1 kodia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra 4 Kodiarana 5 Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1] |
Explanations in English |
6 a wheel [1.7] |
Explanations in French |
7 action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages 8 dégringolade au physique et au moral [1.3] 9 roue [1.8] 10 volant [1.13] |
Examples |
11 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#] 12 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#] 13 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 19 kodiarana |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word kodia |
Quotes | 25 Texts mentioning kodia |
Anagrams | 26 adiko, diako, dikao, dokay, kadio, kaody, kodia |
Updated on 2023/07/02 |