Entry | 1 kodiakely |
Elementary words | 2 kodia, kely |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Game |
Explanations in Malagasy |
5 Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka [1.1] |
Explanations in French |
6 dés, jetons pour jouer [1.3] 7 dé [1.13] |
Examples |
8 Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza. [2.332] |
Analogs | 9 taikely |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Updated on 2023/08/11 |