|
|
|
|

Entry1  fiarakodia
Elementary words  2  fiara, kodia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly
Explanations in English  5  [1.2] a carriage, a chariot, a wagon, a chaise.
6  [1.7] an automobile
Explanations in French  7  [1.8] automobile
Examples  8  [2.472#] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia.
9  [2.356#] Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy.
10  [2.4#] Nisy fiarakodia iray tamy somary nandeha mafy.
Vocabulary  11  Transportation
Compound words 

Updated on 2024/12/07