Entry | 1 kodiarana |
Root | 2 kodia |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1] |
Explanations in English |
5 a wheel [1.7] |
Explanations in French |
6 roues 7 boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3] 8 roue [1.8] |
Examples |
9 Ny kodiarana an-kavanana no voa. [2.332#] 10 Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281#ikakilaysyifaralahy] 11 Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4#] |
Synonyms | 12 kodia |
Compound words |
|
Anagrams | 18 andairako, kodiarana, nadarokay, narodakay |
Updated on 2023/07/02 |