Entry | 1 manakodia |
Root | 2 kodia |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? |
Explanations in English |
5 [1.7] to roll something |
Explanations in French |
6 [1.8] faire rouler |
Examples |
7 Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e? [2.996#] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manakodia |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |