Entry | 1 manakodia |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? |
Explanations in English |
4 [1.7] to roll something |
Explanations in French |
5 [1.8] faire rouler |
Examples |
6 [2.996#] Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e? |
Root | 7 kodia |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manakodia |
Anagrams | 13 anakodiam, manakodia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |