Entry (1/2) | 1 mianjera |
Root | 2 zera |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikoa, mirodana, midaboka: Nianjera ny tambohon-dry zareo atsy aoaratra 5 Lavo, potraka: Nanitsaka hoditr' akondro izy ka nianjera 6 Mivarina: Nianjera tany an-kady ilay fiarakodia nitondra azy ireo [1.1] |
Explanations in English |
7 to fall down by itself [1.7] |
Explanations in French |
8 tomber de soi-même, s'écrouler [1.8] |
Examples |
9 Manahirana ny jiro toy izany raha voatsoakan' ny rivotra tampoka na mianjera tsy nahy ka maty. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 14 lavo, potraka, tafintohina, latsaka, lavoankavia, midaboka, mironjina, mivena, mibolaly, mibolasitra, mibolila, mibolisatra, misolafaka, misolifaka, misolifatra, miongana, mitsirara, mitsingoana, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mandryilika, mitsingidina, mitsingadina, mitotongana, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaraboka, midarafoka, mivadika, mihohoka, miantatafoka, mitatavoka, mivadika, mitatafoka, miankarapoka, miampatra, mikoa, mikoannynahiny, mikoro, mietsaka, mihotsaka, miletsy, mihintsana, mivarina, mirodana, mirarakaompana |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mianjera |
Entry (2/2) | 17 mianjerà |
Root | 18 zera |
Part of speech | 19 imperative of active verb mianjera [Full list] |
Anagrams | 20 ianjeram, manajery, mianjera, mianjerà |
Updated on 2023/01/20 |