Entry (1/2) | 1 mitotongana |
Root | 2 totongana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano 5 Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito 6 Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mitotongàna |
Root | 12 totongana |
Part of speech | 13 imperative of active verb mitotongana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 mitotongana, mitotongàna |
Updated on 2023/01/20 |