|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihintsana
Root  2  hintsana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
Explanations in English  5  to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
Explanations in French  6  tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
Examples  7  Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [2.470]
8  Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihintsana

Entry (2/2)15  mihintsàna
Root  16  hintsana
Part of speech  17  imperative of active verb mihintsana
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
Tables and plates  20  All the active imperatives

Anagrams  21  mihantsina, mihintsana, mihintsàna, mihantsina, mihintsana, mihintsàna

Updated on 2023/01/20