|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsingadina
Root  2  tsingadina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty
Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery
Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mitsingadìna
Root  10  tsingadina
Part of speech  11  imperative of active verb mitsingadina [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]

Anagrams  14  itsingadinam, mitsingadina, mitsingadìna

Updated on 2025/02/05