Entry (1/2) | 1 mivarina |
Root | 2 varina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mivarina |
Entry (2/2) | 11 mivarìna |
Root | 12 varina |
Part of speech | 13 imperative of active verb mivarina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Anagrams | 16 ivarinam, miravina, mivarìna, mivarina |
Updated on 2023/01/20 |