Entry (1/2) | 1 mivena |
Root | 2 vena |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena 5 Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 mivena |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 mievina [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 12 avenim, mañevy, mivena |
Updated on 2023/01/20 |