Entry | vena | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Rona, fihilanana, firaikana [1.1] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Entry | vena | |||||||||
Part of speech | noun | |||||||||
Explanations in Malagasy | Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1] | |||||||||
Vocabulary | Biology | |||||||||
Synonyms | lalan-dra ~ mpamerin-dra | |||||||||
Origin | English: vein (a). French: veine. | |||||||||
Anagrams | nave, vena |
Updated on 2023/09/08 |