Entry | 1 mpamerin-drà |
Elementary words | 2 mpamerina, ra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) |
Vocabulary |
5 Biology |
Analogs | 6 mpanelira |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |