|
|
|
|

Entry1  mikoa
Root  2  koa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy.
Explanations in English  5  [1.7] to cave in, to fall off in pieces
Explanations in French  6  [1.3#343] S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques)
7  [1.8] s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques
Examples  8  Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. [2.499#]
9  Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Analogs  13  mihetsaka, miletsy
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mikoa

Anagrams  16  amiko, kamiô, kamoi, kamoy, makio, miako, mikoa, moaky

Updated on 2023/10/26