Entry | 1 mikoa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. |
Explanations in English |
4 [1.7] to cave in, to fall off in pieces |
Explanations in French |
5 [1.3#343] S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques) 6 [1.8] s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques |
Examples |
7 [2.499#] Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa. 8 [1.437#] Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; |
Root | 9 koa |
Morphology |
|
Analogs | 13 mihetsaka, miletsy |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mikoa |
Anagrams | 16 amiko, kamiô, kamoi, kamoy, makio, miako, mikoa, moaky |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |