Entry | 1 miletsy |
Root | 2 letsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mifanizina [Bara]
[1.78] 5 Mietry: Miletsy ny valin-drihana 6 Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka 7 Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary [1.1] |
Explanations in English |
8 to sink or yield under weight or pressure [1.7] |
Explanations in French |
9 s'affaisser sous un poids, une préssion [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 miletsy, militse |
Updated on 2023/01/20 |