Entry |
letsy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1]
|
Explanations in English | Sinking under pressure [1.7]
|
Explanations in French | Dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3]
|
| Qui s'enfonce sous pression [1.8]
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
letsy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Ety, tery, tsy omby intsony [1.78]
|
|
Entry |
letsy
|
Part of speech | pronoun
|
Explanations in Malagasy | ise,
ialahy: Ialahy letsy mba mandehana
[1.1]
|
Examples |
1 | Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert!
[2.5]
|
2 | Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy.
[1.281]
|
|
Compound words |
|
Other spellings |
Tables and plates |
|
|