Entry | 1 ialahy |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?) Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo! Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. |
Explanations in English |
4 [1.2] thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. 5 [1.7] you (singular) used familiarly between men |
Explanations in French |
6 [1.3] tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. 7 [1.5] tu, toi (tutoiement entre hommes seulement) 8 [1.8] tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes |
Explanations in Italian |
9 [1.18] tu |
Examples |
10 Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138] 11 Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#] 12 Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 ianao, ise |
Compound words |
|
Tables and plates |
20 All the pronouns |
Anagrams | 21 ialahy, iliaha |
Updated on 2023/08/11 |