|
|
|
|

Entry1  ise
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.
Explanations in English  4  [1.2] used familiarly for You, You sir.
5  [1.7] you (singular) used familiarly between men
Explanations in French  6  [1.8] tu
Explanations in Italian  7  [1.18] tu
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  ianao, ialahy
Tables and plates  13  All the pronouns

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21