Entry | 1 filetsena |
Root | 2 letsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana! Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina |
Explanations in French |
5 [1.13] affaissement |
Synonyms | 6 fietrena, fijetsena |
Updated on 2024/12/11 |