Entry | 1 mandetsy |
Root | 2 letsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana 5 Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
6 to depress, to press down [1.7] |
Explanations in French |
7 presser, déprimer [1.8] |
Examples |
8 mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany; [2.436#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 mandetsy, manditse |
Updated on 2023/01/20 |