|
|
|
|

Entry1  miletsy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] mifanizina
4  [1.1] Mietry: Miletsy ny valin-drihana
Milefitra, miforitra noho ny lanjan' entana entina: Loza ny havesatr' ity vata ity fa efa miletsy mihitsy ireo mpitondra efa-dahy matanjaka
Midina mitambotsotra: Efa fararano izao ka antenaina fa hiletsy ny vidimbary
Explanations in English  5  [1.7] to sink or yield under weight or pressure
Explanations in French  6  [1.8] s'affaisser sous un poids, une préssion
Root  7  letsy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  miletsy, militse

Updated on 2025/01/21