Entry | 1 misolafaka |
Root | 2 solafaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana |
Explanations in English |
5 [1.7] to slip |
Explanations in French |
6 [1.8] glisser |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |