Entry (1/2) | 1 solafaka |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1] |
Explanations in English |
4 slipping [1.7] |
Explanations in French |
5 qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3] 6 qui glisse [1.8] |
Examples |
7 solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1] 8 solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3#620] 9 Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 solafaka |
Part of speech | 14 participle |
Explanations in Malagasy |
15 diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1] |
Explanations in French |
16 qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3] |
Examples |
17 Olombelona ihany ka solafaka [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 21 asolafak, lafasako, solafaka |
Updated on 2020/07/31 |