|
|
|
|

Entry1  misolafaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy
Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana
Explanations in English  4  [1.7] to slip
Explanations in French  5  [1.8] glisser
Root  6  solafaka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/07