Entry (1/2) | 1 mirodana |
Root | 2 rodana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona 5 Rava: Nirodana ny fanantenana 6 Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1] |
Explanations in English |
7 to fall down, as a wall [1.7] |
Explanations in French |
8 s'écrouler, s'ébouler [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mirodàna |
Root | 14 rodana |
Part of speech | 15 imperative of active verb mirodana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Anagrams | 17 amindrao, amindroa, anodiram, idaronam, irodanam, maidrano, manodira, marodina, midaròna, midarona, mirodàna, mirodana, niradoam |
Updated on 2023/01/20 |