Entry (1/2) | 1 midabòka |
Root | 2 daboka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feo midoboka [1.1] |
Examples |
5 Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. [2.606] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 midaboka |
Root | 11 daboka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta 14 Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana 15 Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka 16 Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1] |
Explanations in English |
17 to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2] |
Explanations in French |
18 s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3] |
Examples |
19 Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. [2.649] 20 ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! [1.232] |
Morphology |
|
Other spellings | 25 miandaboka |
Compound words |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word midaboka |
Anagrams | 28 midaboka, midabòka, midaboka, midabòka |
Updated on 2022/09/05 |