Entry (1/4) | 1 dabòka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. |
Explanations in French |
4 [1.3] son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd |
Vocabulary |
5 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/4) | 7 daboka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Enti-milaza: Fianjerana Fitsorana mivalampatra Halavoana Fiaiken-keloka na fibabohana Famelezana, fanatontana. 10 [2.285#314] kapoka mafy |
Explanations in English |
11 [1.2] |
Explanations in French |
12 [1.3, 1.5] action de battre 13 [1.3] Chute, état de celui qui est couché, de tout son long action de rosser 14 [1.5] action de tomber, de se précipiter de haut en bas, d'abandonner |
Derivatives |
|
Synonyms | 20 daraboka |
Entry (3/4) | 21 daboka |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) |
Explanations in French |
24 [1.3] plein, gras |
Examples |
25 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny [2.314] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 29 daboka |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in Malagasy |
31 [1.13] hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo |
Explanations in French |
32 [1.13] sablière 33 [3.1] élément de charpente |
Vocabulary |
34 Economy: buildings, public works |
Anagrams | 35 adabok, badako, bodaka, daboka, dabòka, dobaka, kaboda |
Updated on 2025/02/05 |