|
|
|
|

Entry1  adaboka
Root  2  daboka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay [1.1]
Explanations in English  5  used of that which is thrown down violently [1.2]
Explanations in French  6  Qu'on jette en bas, qu'on rosse [1.3]
Examples  7  Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. [2.436#]
8  adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  adaboka, boadaka

Updated on 2023/01/19