Entry (1/3) | 1 adabo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 amponga [Taifasy, Taimoro, Taisaka]
[1.78] |
Vocabulary |
4 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/3) | 132 adabo |
Part of speech | 133 noun |
Explanations in Malagasy |
134 karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [1.1] |
Explanations in English |
135 A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp. [1.2] 136 a large tree [Sakalava] [1.2] 137 a large tree of the fig family (south and west) [1.7] |
Explanations in French |
138 Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [1.3] 139 espèce de figuier (sud et ouest) [1.8] 140 Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. [Sakalava] [1.196] |
Examples |
141 ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy [2.48] 142 Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59] |
Vocabulary |
143 Botany: medicinal plants |
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Hyponyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 157 Proverbs containing the word adabo |
Entry (3/3) | 158 Adabo |
Elementary words | 159 adabo |
Part of speech | 160 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
161 Geography: towns |
Anagrams | 162 abado, aboda, adabo, Adabo, badao, boada |
Updated on 2024/11/21 |