Entry | anakidory | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Amponga kely kokoa noho ny dory (zanaky ny dory no heviny). Anisan' ny amponga masina izy io fa ampiasaina amin' ny hirampivavahana:tromba, bilo, sns. ary tsy azom-behivavy kasihina; ny any amin' ny faritanin' ny Sakalava no mampiasa azy [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Updated on 2023/03/19 |